Communiqué CUA 

0

Kaominina –Antananarivo : miezaky ny manadio tena hoy ny mpanara-baovao
Tsy hita mazava ny fepetra noraisin’ny kaominina taorian’ny famoahanany ny fampitam-baovao momba ny fampanajana lalàna eto an-drenivohitra. Efa tara ihany koa ny famoahana izany hoy ny mpanara-baovao. Isany nitaky izany indrindra ny vondron’ny koperativam-pitaterana eto andrenivohitra.