CPCTRV – Gare routière Maki : hitokona raha tsy voavaly anatin’ny 24 ora ny fitakiana

0

Hitokona manomboka anio ny fikamban’ny mpitatitra sy lehibe-na kaoperativa ao amin’ny gare routiere Maki raha tsy voavaly ny fitakian’izy ireo. Isan’ny fitakian’izy ireo amin’izany ny fanalàna ny fefy fanitso amin’ny ampahan’ny gare routière.