CTC-19 : nakatona nanomboka androany ny CTC Mahamasina sy Mandrimena

0

Nakatona nanomboka androany ny CTC Mahamasina sy Mandrimena Andoharanofotsy. Nafindra eny amin’ny CTC Voara Andohatapenaka na eny amin’ny hopitaly, arakaraka ny hamafin’ny trangan’aretina miseho aminy ireo marary vitsivitsy tsaboina amin’izao fotoana izao.