Accueil Politique CUA : hohamafisina ny fanadiovana ireo lakan-drano amin’ny alalan’ny tetik’asa PIAA

CUA : hohamafisina ny fanadiovana ireo lakan-drano amin’ny alalan’ny tetik’asa PIAA

0
CUA : hohamafisina ny fanadiovana ireo lakan-drano amin’ny alalan’ny tetik’asa PIAA

Paik’ady hisorohana ny fiakaran’ny rano amin’ireo faritra samy hafa eto Antananarivo ny fanamafisana ny fanadiovana ireo lakan-drano, eo ihany koa ny fananganana fotodrafitr’asa maharitra izay manampy amin’ny fivoahan’ny rano. Manoloana izany, nanolotra fitaovana entina hanadiovana ireo lakandrano eto amin’ny tanan’Antananarivo androany ny teo anivon’ny AFD.