CUA : « tsinjovina ireo marefo, alaina amin’ireo tokony handoa izany ny hetra »

0

CUA : « tsinjovina ireo marefo, alaina amin’ireo tokony handoa izany ny hetra »

Tsinjovina ireo marefo, alaina amin’ireo tokony handoa izany ny hetra hoy ny ben’ny tananan’Antananrivo renivohitra androany. Ankoatra izay, ho vitaina alohan’ny fahatongavan’ny rotsak’orana ny lalana eto Antananarivo renivohitra ary dabam-pako miisa 1 500 no ho tsinjaraina eny anivon’ny Fokontany 192 hatramin’ny faran’ny volana Oktobra ho avy izao.