Accueil Société Didipoitra Faobe : nitohy tao amin’ny kaominina Miadanandriana ny hetsika tanterahin’ny antoko MMM

Didipoitra Faobe : nitohy tao amin’ny kaominina Miadanandriana ny hetsika tanterahin’ny antoko MMM

0
Didipoitra Faobe : nitohy tao amin’ny kaominina Miadanandriana ny hetsika tanterahin’ny antoko MMM

Zaza miisa 45 tao amin’ny kaominina Miadanandriana distrikan’i Manjakandriana androany no nisitraka ny hetsika ara-tsosialy didipoitra faobe notanterahin’ny avy eo anivon’ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Tanjona ny fanampiana sy ny fitsinjovana ny mponina manoloana ny fahasahiranana mianjady amin’izy ireo raha ny nambaran’ny tomponandraikitra.