Accueil Sport DIEGO MARADONA : maty androany teo amin’ny faha 60 taonany

DIEGO MARADONA : maty androany teo amin’ny faha 60 taonany

0
DIEGO MARADONA : maty androany teo amin’ny faha 60 taonany

Misaona ny tontonlon’ny baolina kitra iraisampirenena, Nodimandry androany ilay kitan’ny baolina kitra argentin DIEGO MARADONA teo amin’ny faha 60 taonany. Raha ny fantatra dia crise  cardiaque no nahafaty azy.