Veliranon’Iarivo, io no velirano napetrakin’ny kandida natolotry ny vondrona politika manohana ny Filoha Rajoelina Andry. Velirano hialana amin’izao gaboraraka mahazo an’Iarivo Renivobitr’i Madagasikara izao.