« Eid Al-Fitr » : hankalazaina rahampitso

0

Niteraka disadisa ho an’ny mpino silamo ny daty ny androany, raha ny zava-nisy teny amin’ny Mosqué nanaovana fanadihadiana io maraina io. Nisy ireo nanambara ny efa nahita volana, etsy ankilany, maro kosa ireo hanatanteraha ny Eid al-Fitr rahampitso. Ireto farany izay anatin’ny fanomanana ny fikarakarana rehetra.