Accueil Culture <strong>Eid Moubarak : fomba fanao ny manomana karazana mofo omena ireo mpamangy</strong>

Eid Moubarak : fomba fanao ny manomana karazana mofo omena ireo mpamangy

0
<strong>Eid Moubarak : fomba fanao ny manomana karazana mofo omena ireo mpamangy</strong>

Manokana andro iray manontolo hikarakarana ny karazana Mofo hoentina handraisana ireo mpamangy isantokatrano amin’ny fotoan’ny Eid Al Fitr ireo vehivavy mpino silamo ka tsy diso anjara tamin’izany ny tao Mahajanga. Faitra maro ihany koa raha ny fantatra no nankalaza ny andron’ny Eid Al Fitr tamin’ity androany ity, fotoana izay namaranana ny volana masina Ramadan.