Accueil Sport Equipementier – FMF : tsy misy mahafantatra ilay « Cercle by Ted »

Equipementier – FMF : tsy misy mahafantatra ilay « Cercle by Ted »

0
Equipementier – FMF : tsy misy mahafantatra ilay « Cercle by Ted »

Miteraka resabe amin’ny tambazotran-tserasera sy amin’ny mpankafy baolina kitra ny momba ilay « Cercle by Ted », izay voalaza fa isan’ny tsara toerana amin’ny fampitaovana sy ny fampiakanjoana ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja baolina kitra. Marque izay tsy misy mahafantatra na eto an-toerana na any ivelany.