Fadintseranana : fitokonana faobe tsy voafetra nanomboka omaly

0

Niditra amin’ny fitokonana faobe ireo biraon’ny fadintserana manerana an’i Madagasikara nanomboka omaly. Antony, tsy nisy ny marimaritra iraisana, tsy nivaly ihany koa ny fangatahan’izy ireo. Hisy ihany anefa ny service minimum raha ny fanazavana azo.