Fahatsapana tsy fandriampahalemana : laharana faha-18 maneran-tany i Madagasikara

0

Laharana faha-18 mitovy na “ex-aequo” amin’ny firenena tsy haitana fandriampahalemana indrindra maneran-tany no misy an’i Madagasikara raha ny tatitra navoakan’ny Institut Gallup. Malemy eo anatrehan’ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena ny mpitondra sy ny tomponandraikitry ny filaminana.