Accueil Société Famatsian-drano : hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina

Famatsian-drano : hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina

0
Famatsian-drano : hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina

Tsy maintsy hitondrana fanavaozana ny fotodrafitrasa famatsian-drano eto Madagasikara indrindra manoloana ny olana ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro. Mitaky fampiasana sy famatsiam-bola goavana ankilany izay ka antony namondronan’ny minisitera mpiahy ny mpisehatra sy ny mpiara-miombon’antoka nandritra ny fanaovana jery todiky ny asa vita indrindra ho an’ny taona 2021.