Fametrahana indostria : tokony hatao laharam-pahamehana, hoy ny mpahay toekarena.

0

Tokony hatao laharam-pahamehana ny fametrahana indostria eto Madagasikara, hoy ireo mpahay toekarena . Tsy hisy fampandrosoana ho tanteraka raha toa ka mitohy ny fanafarana entana avy any ivelany. Hatreto, hafarana avy any ivelany avokoa ny 80 % ny entana ampiasaintsika eto Madagasikara.