Accueil Politique Fampiakarana karama: tsy mazava ny didim-panjakana hoy ny SSM

Fampiakarana karama: tsy mazava ny didim-panjakana hoy ny SSM

0
Fampiakarana karama: tsy mazava ny didim-panjakana hoy ny SSM

Tsy mazava ny didim-panjakana fampiarana ny fampiakarana karama izay nivoaka tamin’ny 21 jolay lasa teo raha ny nambaran’ny filoha ny SSM. Tsy voafaritra mazava ao amin’ity didim-panjakana ity hoy izy ny fampiakara-karama 9,9% ho an’ireo orinasa tsy miankina sy ny fampiakara-karama 25% ho an’ireo mpiasam-panjakana.