Accueil Société Fampianarana : anatin’ny fanarenana isika izao, hoy ny minisitra tompon’andraikitra

Fampianarana : anatin’ny fanarenana isika izao, hoy ny minisitra tompon’andraikitra

0
Fampianarana : anatin’ny fanarenana isika izao, hoy ny minisitra tompon’andraikitra

Anatin’ny fanarenana ny lafiny fanabeazana eto Madagasikara isika izao araka ny nambaran’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena androany. Manoloana ny taha navoaky ny Unicef izay maneho ny fihenan’ny fahaizan’ny ankizy Malagasy amin’ny famakiana teny sy manoratra, nambaran’ny minisitra tompon’andraikitra fa mifototra amin’ny fanadihadiana natao ny taona 2018 ny taha nivoaka.