Fampihavanam-pirenena : nihaona tamin’ireo filoham-piangonana ao amin’ny FFKM ny Comité des experts.

0

Nihaona tamin’ireo Raiamandreny filoham-piangonana ao amin’ny FFKM ny solontenan’ireo Comité des experts amin’ny fampihavanam-pirenena. Nanao tatitra ny asa vita sy ireo dingana efa natao. Mbola hisy ny fifampidinihana hoy ny filohan’ny FFKM, Mgr. Odon Marie Arsène RAZANAKOLONA.