Accueil Faits divers Fampiofanana FES : navoaka omaly ireo mpanao gazety 10

Fampiofanana FES : navoaka omaly ireo mpanao gazety 10

0
Fampiofanana FES : navoaka omaly ireo mpanao gazety 10

Mpanao gazety miisa 10 no navoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly maraina taorian’ny fahavitam-piofanana. Fiofanana ho an’ny mpanao gazety tanora izay nokarakarain’ny FES tamin’ity taona 2018 ity izay andiany faha 6. Anisan’ny mpandray anjara tao anatin’izany moa ny mpanao gazetin’ny kolo tv fm izay teo amin’ny laharana faha 3.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici