Fanadinam-panjakana : variana amin’ny facebook sy rendrarendra ireo mpianatra

0

Variana amin’ny facebook sy rendrarendra ireo mpianatra. Izay no nisongadina nandritra ny fanadihadiana nataon’ny  Agence capsule sy ny fiaraha-miasa amin’ny  Kolo tv tamin’ny faha 29 Aogositra sy ny 30 Aogositra lasa teo. Ny fomba fampianarana sy ny fomba fitantanana no tokony havaozina hoy kosa ny fanazavan’ny Sojabe ny DEGS .