Fanalan-jaza : mitsangana ny tambazotra mitaky ny fanalalahana izany

0

Mitaky ny fanafoanana ny lalàna mifehy ny fanalan-jaza ny tambazotra mpiaro ny zon’ny vehivay iray eto Madagasikara. Isany trangana vohoka angatahany izany ny vohoka azo avy amin’ny fanolanana sy ireo vohoka ivelan’ny tranon-jaza. Hisy arofanina tsy maintsy hapetraka kosa ankilany aorian’ny fanatanterahana izany raha ny fanazavana.