Accueil Société Fanamboaran-dalana : hentitra ny fanaraha-maso nataon’ny fitondram-panjakana

Fanamboaran-dalana : hentitra ny fanaraha-maso nataon’ny fitondram-panjakana

0
Fanamboaran-dalana : hentitra ny fanaraha-maso nataon’ny fitondram-panjakana

Hovitaina mialohan’ny fahatongavan’ny fahavaratra ny ampahany betsaka amin’ny asa fanamboaran-dalana eto An-drenivohtra. Nidina nijery ifotony ireo fanamboaran-dalana maro ireo androany ny minisitry ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy. Nisy ny fepetra noraisina entina handrindrana ny asa.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici