Accueil Société Fanamboarana fahitalavitra : mandeha ny tsena amin’izao

Fanamboarana fahitalavitra : mandeha ny tsena amin’izao

0
Fanamboarana fahitalavitra : mandeha ny tsena amin’izao

Ao anatin’ny fiadiana ny CAN 2019 isika izao, manohana ny ekipam-pirenena sy manaraka ireo lalao amin’ny fahitalavitra ny ankamaroan’ny Malagasy. Maro ireo olona mampamboatra fahitalavitra amin’izao fotoan’ny CAN izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici