Fananan-tany : tany manodidina ny 140 Ha lasan’olon-tokana.

0

Tany manodidina ny 140 Ha ao amin’ny Kaominina Ambohimangakely no voalaza fa lasan’olon-tokana. Mitaraina ireo tantsaha aman’arivony izay efa nanajary ny tany tao anatin’ny taona maro. Misy tsy mazava ny fampiharana ny lalàna hoy izy ireo.