Accueil Société Fanatsarana fananan-tany : hisy avy hatrany ny fandaminan’asa

Fanatsarana fananan-tany : hisy avy hatrany ny fandaminan’asa

0
Fanatsarana fananan-tany : hisy avy hatrany ny fandaminan’asa

Hisy ny fandaminan’ asa ho atao eo amin’ny lafiny fananan- tany taorian’ny atrikasam-paritra niraisan’ny firenena Afrikanina izay natao teto Madagasikara tao anatin’ny 3 andro. Ho an’i Madagasikara manokana, hisy ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny fananan- tany, hiarovana ny zon’ireo vondron’ny olona eny ifotony.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici