Accueil Politique Fanirisoa Erinaivo : tsy namaly ny fiantsoana azy

Fanirisoa Erinaivo : tsy namaly ny fiantsoana azy

0

Tsy tonga namaly ny convoncation avy amin’ny enquête mixte ny kandidà Fanirisoa Ernaivo tamin’ity androany ity. Tonga teny an-toerana ary nanaovana fanadihadiana ny minisitry ny serasera teo aloha Harry Laurent Rahajason, Mbola Rajaonah ary Fidèle Razara Pierre. Raha ny fanadihadiana natao, tohin’ny fitoriana napetraky ny fiadidian’ny primatiora no antony nampanantsoina azy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici