Fanitsiana lalàmpanorenena : tsy ilaina sady mampidi-doza hoy ny firaisamonim-pirenena

0

Ankoatra ny fanambarana nataon’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia mampiaka-peo ihany koa izao ny firaisamonim-pirenena manohitra ny fikasan’ny mpitondra hanova ny lalàmpanorenana. Amin’ny maro, ny fiatrehana ny fifidianana Filohampirenena amin’ny taona 2018 no tokony hirosoana.