Fanjonoana : asa mbola mamelona ankohonana maro be

0

Samy manana ny antom-pivelomany ny isam-batan’olona eto Madagasikara. Na mpiasa tsotra, na mpiasa birao, na miankina na tsy miankina samy manana ny mahazatra azy hahafahana mamelona ny fianakaviana. Ny resadresaka nifanaovana tamin’ireo mpanjono ao Alaotra no ho entina aminao ao anatin’ity fanadihadiana ity.