Accueil Société Fankalazana ny 26 Jona : tsy hisy afomanga aloha hatreto araka ny fanazavana

Fankalazana ny 26 Jona : tsy hisy afomanga aloha hatreto araka ny fanazavana

0
Fankalazana ny 26 Jona : tsy hisy afomanga aloha hatreto araka ny fanazavana

Tsy hisy afomanga ny fankalazana ny faha-26 jona amin’ity taona ity araka ny fanazava azo avy amin’ireo kaomity mpikarakara ny fankalazana raha ny fantatra hatreto. Ankoatra ny etsy amin’ny kianjaben’i Barea, hisy fankalazana ny 26 Jona isaky ny renivohi-paritany rehetra.