Fanomanana fifidianana : ataon’ny fitondram-panjakana ambanin-javatra

0

Ataon’ny fitondram-panjakana ambanin-javatra ny fanomanana ny fifidianana. Hita taratra izany nandritra ny nandritra ny atrik’asa momba ny fifidianana notanterahina teny Anosy omaly. Tsy mbola fantatra ny daty hanatanterahina ny fifidianana filohampirenena na dia efa ho lany fe-potoam-piasana afaka herintaona aza ny Filohampirenena.