Accueil Politique Fanomanana Fifidianana : tsy hita soritra mazava ny fahavonon’ny Fanjakana

Fanomanana Fifidianana : tsy hita soritra mazava ny fahavonon’ny Fanjakana

0
Fanomanana Fifidianana : tsy hita soritra mazava ny fahavonon’ny Fanjakana

Mampanahy ihany ny mahakasika ny fanomanana sy ny fiatrehana ny fifidianana amin’ity taona 2023 ity, hoy ireo mpanao politika nanaovana fanadihadiana androany. Hita taratra ankehitriny fa tsy manana fahavononana hiatrika fifidianana ny fitondram-panjakana mijoro.