Fanondranana antsokosoko : Volamena 3,600 kg sarona teny Ivato

0

Nahatratrarana volamena milanja 3,600 kilao indray teny amin’ny seranam-piaramanidina teny Ivato ny talata faha 28 ny volana febroary teo. Tany anatin’ny fiaramanidina vao tratra izany volamena izany. Teratany Malagasy no nitondra azy ary saika haondrana antsokosoko tany Johannesbourg.