Accueil Société Fanondranana volamena : malagasy 02 voasambotra tany Comores

Fanondranana volamena : malagasy 02 voasambotra tany Comores

0
Fanondranana volamena : malagasy 02 voasambotra tany Comores

Naiditra am-ponja vonjimaika omaly tany Kaomoro ireo 02 lahy voasaringotra tamin’ny fanondranana volamena an-tsokosoko 73kg. Efa nandefa ny  demande d’extradition tany amin’ny firenena nahatratrarana azy ireo ny minisiteran’ny fitsarana ahafahana manohy ny fanadihadiana.