Fanonganana an’i Lylison tsy ho Loholona : Milaza ho tsy mahefa ny HCC

0

Tsy mahefa manapaka ny fanesorana an’i Lylison René de Roland tsy ho loholona intsony ny HCC raha ny didy navokany. Manana fahefana feno ny ampiatra ny fitsipika anatiny ny antenimieran-doholona araka ny nambaran’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana.