Faritra Atsimo : 100 tapitrisa dolara ny vola azo hiadina amin’ny kere

0

Tontosa androany teny amin’ny lapam-panjakan’Iavoloha ny fifanaovan-tsonia ny fandaharahan’asa « Mionjo » hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any atsimo hiarahana fanjakana Malagasy sy ny  Banky Iraisam-pirenena. Vola nitentina 100 tapitrisa dolara no natolotry ny Banky Iraisam-pirenena tamin’izany.