FFKM : nampiantso ireo solombavambahoaka.

0

Araka ny tenin’ny teo anivon’ny FFKM nandritra ny fotom-pivavahana, nampiantso ireo solombavahoaka izy ireo omaly ifampidinika manoloana ny olana misy eto amin’ny firenena. Tsy tonga namaly izany anefa ireo solombavambahoaka 73 hoan’ny fanovana. Solombavambahoaka vitsy avy amin’ny fitondrana kosa no tonga namaly ny antso.