FFKM : Niteny mafy ny fitantanana eto Madagasikara

0

Nahery ny teny hafatra nampitan’ny FFKM Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara tamin’ny fanambarany nataon’ny Komity foibe faha 40 ny 23 – 26 novambra teo. Fitaka sy lainga marivo tototra no iainan’ny vahoaka malagasy. Tsy misy mihaino ny fanairana ataon’ny FFKM. Ireo raha fintinina no nampitain’ny fanambarana.