Accueil Société Fidinan’ny vidin-drano eto Antananarivo : tokony hotazonina hoy ireo mpisitraka

Fidinan’ny vidin-drano eto Antananarivo : tokony hotazonina hoy ireo mpisitraka

0
Fidinan’ny vidin-drano eto Antananarivo : tokony hotazonina hoy ireo mpisitraka

Ankoatry ny isan-tokantrano, isan’ny mahazo tombotsoa amin’ny fidian’ny vidin’ny rano eto
Antananarivo renivohitra ireo mpanasa lamba. Manoloana izany, tokony ho tazonina
amin’ny vidiny ankehitriny ny rano hoy izy ireo ho fanampiana ny fianazkaviana sahirana.