Accueil Société Fidirana mpianatra ho Zandary : takiana ny fanana ny diplaoma “ Baccalauréat ”

Fidirana mpianatra ho Zandary : takiana ny fanana ny diplaoma “ Baccalauréat ”

0
Fidirana mpianatra ho Zandary : takiana ny fanana ny diplaoma “ Baccalauréat ”

Takiana ny fanana ny diplaoma “ Baccalauréat” ho an’ireo maniry ny hiditra ho mpianatra zandary ankehitriny raha ny nambaran’ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Natao izany, ho fanatsarana ny fampianarana eo anivon’ny sekolin’ny zandarimaria. Eo ihany koa ny ahafahana mampiakatra ny fahaizamanaon’ireo mpianatra ho zandary.