Fifidianana 2018 : Tanterahina eo anelanelan’ny 25 novambra –  25 desambra 2018

0

Eo anelanelan’ny faha-25 novambra ka hatramin’ny faha-25 desambra 2018 no tsy maintsy   hanatanterahina ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany araka ny andiany faha- 47 ny Lalàmpanorenana, hoy ny Filoha lefitry ny CENI omaly maraina.