Accueil Politique Fifidianana loholona : androany vao nanatitra antotan-taratasy ny teto Antananarivo

Fifidianana loholona : androany vao nanatitra antotan-taratasy ny teto Antananarivo

0
Fifidianana loholona : androany vao nanatitra antotan-taratasy ny teto Antananarivo

Tafapetraka androany ny firotsahan-kofidian’ny lisitra kandidà ho loholon’ny Madagasikara eto amin’ny faritanin’Antananarivo natolotry ny vovonana IRD. Herminana RAZANAMAHEFA no mitarika ny lisitra, kandidà faharoa kosa ny I Sylvain RABETSAROANA, loholona teo aloha.