Accueil Politique Fihaonana Chine – Afrique farany : hitondra inona ho an’i Madagasikara ?

Fihaonana Chine – Afrique farany : hitondra inona ho an’i Madagasikara ?

0
Fihaonana Chine – Afrique farany : hitondra inona ho an’i Madagasikara ?

Fifanekem-piaraha miasa miisa 4 no vokatry ny dian’ny Filohampirenena teo aloha RAJAONARIMAMPIANINA Hery tany Chine nandritra ny fihaonana Chine – Afrique, izay nitondrana delegasiona marobe. Fifanekem-piaraha miasa izay nosiniavina andro vitsy monja mialohan’ny fotoana tsy maintsy nametraham-pialana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici