Accueil Politique Fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka : nahazoana fitarainana betsaka ny fahatapahan-jiro

Fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka : nahazoana fitarainana betsaka ny fahatapahan-jiro

0
Fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka : nahazoana fitarainana betsaka ny fahatapahan-jiro

Maro ny teboka nahazoana fitarainana sy tsikera mivaivay avy amin’ny solombavambahoaka nandritra andro voalohany ny fihaonan’izy ireo ao anatin’ny tamin’ny mpikamban’ny governemanta androany. Ny fisondrotry ny vidim-piainana tsy mitsaha-misondrotra, jiro sy rano tapaka lava, kidnapping, anisan’ireo fanontaniana napetraky ny solom-bavambahoaka manodidina ny 20 nandray fitenenana voalohany.