Accueil Economie Fihaonan’ny telo tonta : tapaka fa 200 000 Ariary ny karama farany ambany

Fihaonan’ny telo tonta : tapaka fa 200 000 Ariary ny karama farany ambany

0
Fihaonan’ny telo tonta : tapaka fa 200 000 Ariary ny karama farany ambany

Nandritra ny fihaonan’ny 3 tonta, ny fanjakana, ny mpampiasa ary ny mpandraharaha androany tetsy amin’ny lapan’Ambohitsirohitra notarihin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy no nanapahana fa 200 000 Ariary manomboka izao ny karama faran’ny ambany eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici