Accueil Société Fihibohana – Coronavirus : nampitombo ny isan’ireo vehivavy nitondra vohoka

Fihibohana – Coronavirus : nampitombo ny isan’ireo vehivavy nitondra vohoka

0
Fihibohana – Coronavirus : nampitombo ny isan’ireo vehivavy nitondra vohoka

Vohoka tsy nirina manodidina ny 77 000 isa no niseho ny taona 2020 vokatry ny fihibohana tamin’ny Coronavirus teto Madagasikara araka ny fanadihadiana nataon’ny UNFPA sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy.