Fikaonandoha iraisam-pirenena IEM : nisokatra taminy fomba ofisialy

0

Haharitra roa andro ny fikaonandoha voalohany iraisam-pirenena amin’ny IEM na ny Initiative pour l’Emergence de Madagascar. Manampahaizana vahiny maro sy Malagasy no hifanakalo hevitra sy traikefa amin’ny izay entina hanavotana an’i Madagasikara . Nanokatra izany omaly ny filohan’ny IEM Rajoelina Andry.