Filohan’ny Banky iraisam-pirenena : hitsidika eto Madagasikara

0

Ho tonga eto Madagasikara amin’ity faran’ny herinandro ity ny filohan’ny Banky iraisam-pirenena. Araka ny loharanom-baovao, hisy ny fiarahan’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy sy ity filohan’ny Banky iraisam-pirenena ity, hitsidika faritra vitsivitsy eto Madagasikara.