Fitadiavana mpiara miombon’antoka : Maninona no tsy navondrona ireo kompania malagasy ?

0

Kompanim-pitaterana an’habakabaka mpifaninana ary tsy matanjaka no nosafidian’ny filan-kevim-pitantanan’i Air Madagascar ho mpiara miombon’antoka aminy. Raha nizotra tamin’izay lalana izay, inona ny sakana tsy nampivondronana ireo kompanim-pitaterana an’habakabaka malagasy handray izay toerana izay.