Fitakiana sendikaly :  hanamafy ny mpiampianatra, hanatsara ny mpitandro filaminana

0

Nanamafy ny fiverenan’ny fitakiana sy ny fitohizan’ny tolona ny fianakaviamben’ny mpampianatra ankehitriny. Araka ny fanazavana, tsy nahitam-bokany ny fihaonana teo amin’ny governemanta sy mpampianatra ny zoma lasa teo. Ankilany, nilaza ny hanova ny fijery ratsy momba azy ireo ny sendikan’ny mpitandro filaminana eto