Fitakiana sendikaly: nirefotra ny baomba

0

Nirefotra ny Bomba mandatsa-dranomaso teny amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena ny andron’ny Alakamisy faha-5 jolay nandritra ny fitakian’ireo mpanabe sy mpiasan’ny ministera. Ankilan’izay nafana ny hetsika fitakiana sendikaly teny amin’ny ministeran’ny fitsarana niarahan’ireo sendika maro be izany.